iza intsony moa no hihaino ahy raha hitaraina raha tsy eo ianao angaina iza ihany koa no mba hihantahantana raha tsy eo ianao lasana tena tsaroana ho
Zaho te-hahita anao Zaho te-hahita anao Te ho any, te ho any Raha azoko atao Dia ny hiaraka aminao Zaho te ho any aminao Zaho te ho any aminao Fa izao
Hay ve,izy io tsy tia ahy Hay ve,to namitaka ahy Hay ve izy,ilay nilaza fa tia hay ve niatsara-velatsihy Sanatia,sanatria Ref:Aza viraviraina izy io
Bougez-bougez, mandihiza tsara Allez, allez, hetseketseho Bougez, allez, ndao hilalao Allez,bougez karakarao Bougez,bougez hisoma tsika Allez, bougez
isakin'ny mba hiteny aho dia miahotra isakin'ny mba hilaza aho dia matahotra efa impirimpiry moa fa ankehitriny izao anolotena ho an'i Jesoa Mpamonjy
n'inon'inona ataonao de tsarovy aho n'aiza n'aiza misy anao dia mba tsarovy mintsy aho fa izao mantsy aty tsy manadino aho fa ny fitiavako ato anaty